Générateur de chansons IA Générateur de Paroles Tarification Mes Chansons

Sambatra

Generated By Make Song AI
Song Cover
v1

@ Olivier Landry TANTELINIRINA

2026-06-01 22:31:42

Paroles

Couplet: progression d'accords: Bmin - A - D - G - E
Natoloto anao tamin'izay
ilay nofinofiko iny isika roa mitambatra ho iray
Nomeko anao avokoa
Ilay fitiavana niredareda tao ampo
Fa izaho tia anao
Te hanorina ny fiainako miaraka aminao
Ny faniriako koa isika roa mitambatra sy iray fo
Nanaiky anao tamin'izay
Nanaiky ny hiara-dalana amiko mandrikaizay
Sy nanome toky ihany koa fa tsy hisara amiko
N'inoninona manjo
Tena tia marina ianao matoa isika tafara-dalana hatramin'izao
Mino sy matoky ihany koa
Fa ho tafita ihany ity sambokelin-tsika roa

Refrain: progression d'accords: Bmajeur - A - D - E
sambatra e sambatra aho malala
Fa ny fonao manontolo no namenao ahy tsy ampisalasalana
Faly aky sambatra aho cherie
Mahazo mandry ivoho ny vato indry
Fa tsy hivadika aminao mandrakizay doria

Style de Musique

Folk, Drum and Bass, Romantic, Happy, Male Vocals, Acoustic Guitar, Electric Guitar, Bass, Drums, Slow (66-76 BPM), Groovy